Le logo de la RNS 2014

Publié par Nathalie

Parmi les propositions de logo reçues pour l’édition 2014, celle de Rossi ANDRIAMIARISOA a recueilli le maximum de vote, lors du concours logo de la RNS 2014.

Evoquant la solidarité fraternelle dans un environnement dynamique, ce logo correspond aux valeurs de la RNS—Fraternité avant compétition-.

Symbole de ralliement, il véhiculera l’image de la RNS auprès du public, et captera l’attention de nos partenaires, de nos sponsors tout au long de cette édition 2014. Félicitations à Rossi!

Résidant à Antananarivo, Rossi, 31 ans, est informaticien.

Iza moa ianao Rossi ANDRIAMIARISOA ?

31 taona, Manambady aman-janaka. Nianatra “Illustrator sy Photoshop”, ary miasa amin’ny tontolo “informatika”. Mankafy kitra, art martiaux, jeux video, animation etc…). Izaho dia lina amin’ny teknologia vaovao sy sary ary mankafy “internet”, izay no nahitako ny site RNS ka nanosika ahy nandray anjara tamin’ny fifaninanana ” Logo RNS 2014 ” mba hitsapako ny fahaizako sy mba ho fandraisako anjara amin’ny fifaninanana.

Momban’ny hafatra voizin’ny logo dia amin’ny fomba tsotra angamba no hanazavako azy!

Ireo olona telo mifanome tanana dia marikin’ny firaisankina firaisantsaina fifankatiavan’ny samy malagasy any ampitandranomasina any, ireo olona ireo koa nefa dia mitondra ny sainam-pirenena Malagasy mba handratanana sy hanehoana izany eo anivon’ny firenena hafa. Izany rehetra izany dia voafaritra ao anaty tontolo iray izay tokony tsy afa-misaraka amin’ny fiainan’ny olombelona ny “Fanantanjahatena sy ny Fialamboly”.

Mots clés

Commentaires