Arahaba tatry ny taona 2012

Publié par Nathalie

Tratry ny taona!

Amin-karavoana tokoa no iarahabana antsika rehetra amin’izao Asaramanitra izao.

Enga anie ka ho taom-pahasalamana sy ho taom-pahombiazana ho an’ny tsirairay sy ho an’ny mpiara-belona ary ho an’ireo mpiara-misalahy  ity taona vaovao ity.Ho ampoka fitia sy fiadanam-po. Hivaly hasasarana, ho ambinin-tsoa. Hizara ireo mamy, hitombo fahasoavana. Hitondra soa hatrany ho an’ny  Tanindrazana

Mirary soa indrindra !

Mots clés

Commentaires