Herinandron’ny KABARY eto Parisy

Publié par Nathalie

Arahabaina toa an-dravorona ianareo, ka raha misidina mampita hafatra, mitoetra mandrotsy an-tsioka

Fifaliana ho an’ny FI.MPI.MA. Sampana Frantsa ny manasa anareo amin’ny fankalazana ny herinandron’ny kabary eto Paris izay hatao ny sabotsy

24 novambra 2012

manomboka amin’ny 3 ora tolakandro

ao amin’ny 17 rue de l’Avre Paris 15ème

Métro La Motte Piquet Grenelle

Tongava maro fa sady ho finaritra ianareo no hahazo fahasoavana.

Misaotra indrindra mampita ity filazana ity amin’ny fianakaviana ary ny tapaka sy namanareo

Mots clés

Commentaires