FFKM-FRANTSA: Fanompoam-pivavahana hiraisana

Publié par Njaka

Toy ny mahazatra rehefa misy ny RNS dia misy ihany koa ny fanompoam-pivavahana hiraisana.

Amin’ity indray mandeha ity dia ho tanterahina ao amin’ny :

Eglise St Antoine de Gerland
302 Avenue Jean Jaurès
69007 Lyon
izany fotoana izany manomboka amin’ny 10h00 maraina.

Koa fifaliana ho anay ny manasa anareo hanatrika izany fotoana izany ka ny FFKM FRANTSA no tompon’andraikitra amin’ny fitoriana ny vaovao mahafaly sy fitaizam-panahy.

Dia manantenena indrindra ny fahatongavanareo
Ho aminareo mandrakariva anie ny fiadanan’i Kristy Jesoa !

Mots clés

Commentaires