Kolo 2013

Publié par Nathalie
Ny fotoanantsika amin’ity taona 2013

Martsa 2013 Fifaninanana soratononina “Soratonon’2013” Parisy
8 sy 9 may 2013 Faly mandray anareo any amin’ny RNS ny fikambanana KOLO.
25 may 2013 ka hatramin’ny 31 may 2013 Fankalazana ny “Herinandron’ny teny                 malagasy ao amin’ny Facebook.
Novembra 2013 Andiany voalohany amin’ny fifaninanana soratononina any Madagasikara

Sy ireo hetsika izay mbola ho sahaninay hatramin’ny faran’ny taona.

Maneho ny firariantsoa ho anao.

Enga anie  hitondra fahasalamana, fiadanana ary fahasoavana ho antsika rehetra ny taona vaovao 2013.

Biraon’ny fikambanana KOLO.

“Ny Teny sy ny Kolontsaina malagasy no tohatra manohy antsika amin’ ny Tanindrazana”

Mots clés

Commentaires