Soratonon’ 2012 andiany faha-10 @ 9 jiona

Publié par Nathalie

Tongava mandray anjara amin’ny andiany faha-10 ny Soratonon’2012®

ny 9 jiona 2012.

Inty  ny lahatsoratra notsogaina ho an’ny Soratononina RNS 2012

Hainoy dia ankafizo…na soraty ary tompoko o!

Tsy ho zovina aminao intsony i Hajaina ANDRIANASOLO izay nanonona ny lahatsoratra izay natolotr’i Atoa Jean Andrianaivo Ravelona ho an’ny Soratononina RNS 2012.

“Nahazo ny mari-pahaizana ambony momba ny Fifandraisana sy ny Haisoratra teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo i Hajaina ary mbola manohy ny fianarany sady mian

tsoroka asam-panjakana ihany ko”… Tohiny Serasera.org

Mots clés

Commentaires