Kabary:Tari-dresaka sy alasarona
Tompokolahy sy tompokovavy hajaina Ambohimanambola no voka-tsaramaso, Ambohimanarina no mizihi-kibo Anjeva no matavy omby, Ambohimalaza no lafo kitay Antananarivo no vaventy trano, Ivakiniadiana no solavantony Ny tranokalantsika kosa no...