FIFANINANANA KABARY RNS LYON 2016 Miaraka amin’ny FI.MPI.MA. Frantsa
Ny zava-baovao amin’ity RNS 2016 ity dia ny fifaninanana kabary karakarain’ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy (FI.MPI.MA.), Faritany FI.MPI.MA. Frantsa . Io moa no fifaninanana kabary voalohany misy eto Frantsa. Koa...