Madagascar: au Mondial Pupille 2012

Publié par Nathalie

Venez soutenir les équipes de l’Etoile filante qui représenteront Madagascar au Mondial Pupille 2012 qui se déroulera du 17 au 20 mai à Plomelin (Bretagne).
L’Etoile filante, participera également au tournoi de Ponthierry les 26, 27 et 28 mai prochain.

Une soirée de levée de fonds sera organisée en leur faveur samedi 25 mai au gymnase de Ponthierry. Contact: mirayjeune@hotmail.fr

Tamin’ny alahady 13 may lasa teo  no tonga teto Paris ny ekipa Etoile Filante solontena ny Madagasikara, andray anjara sy  hiady ho tompo-daka any amin’ny   “Mondial Pupilles 2012” – na championnat du monde catégorie 12-13 ans-  any Plomelin – Bretagne)  amin’ny taranja ny baolina kitra (Football)

Zava dehibe ho an’ny Fanatanjahantena  malagasy ny fandraisana anjara amin’ny Mondial Pupilles toy itony. Ka dia manasa izay afaka manoana azy ireo amin’ny 17/18/19/20 May 2012  any Plomelin (QUIMPER).
Raha sendra tsy tody any Plomelin ianareo dia tongava maro amin’ny 26/27/28 may any Ponthierry (Fontainebleau) fa hanao tournoi any izy ireo.
Hisy lanonana mba hanangonantsika vola hanampiana ireo ankizy ireo ny zoma 25 may  amin’ny  8 ora hariva ka hatramin’ny  11 alina  ao amin’ny Gymnase ny Ponthierry.

Mots clés

Commentaires